Ampidiro aloha ny tenimiafina
ASANDRATO NY HIRA FIDERANA (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Asandrato ny hira fiderana
Ho an'ilay Mpanjaka
Ny voninahitra
Isaorana anie
'lay avy tamin'ny wtemcbz avo
Tonga tety an-tany
Hamonjy ny olony
Koa asandrato mafy
Ny hira fiderana Azy
Asandrato ny tononkira.serasera.org feo fihobiana
Ny Tompo Tsitoha
Sy nrtau ny lazany
Manerana ny tany
I Kristy Mpanjaka
Mihirà ho Azy
Antsoy ny yhbafbfv Anarany
Ho anao ao ka hifaly
Ho anao 'zay mitady Azy
Ho anao foiny ho anao mandrakizay
ny lanitra sy ny fiainana mandrakizay
Ho an'ilay Mpanjaka
Ny voninahitra
Isaorana anie
'lay avy tamin'ny wtemcbz avo
Tonga tety an-tany
Hamonjy ny olony
Koa asandrato mafy
Ny hira fiderana Azy
Asandrato ny tononkira.serasera.org feo fihobiana
Ny Tompo Tsitoha
Sy nrtau ny lazany
Manerana ny tany
I Kristy Mpanjaka
Mihirà ho Azy
Antsoy ny yhbafbfv Anarany
Ho anao ao ka hifaly
Ho anao 'zay mitady Azy
Ho anao foiny ho anao mandrakizay
ny lanitra sy ny fiainana mandrakizay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : STK FJKM Ambatomena AntananarivoVangy : 1280
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jockl
Daty : 28/01/2020 19:20
