Ravoravo (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)-Ravoravo tompo ô! Izahay panomponao
Fa naposakao indray ny masoandronay
Fahotado sy adalako e no diovinaoda ka dia
fanindram-po lehibe tokoa no atolotrao anay 2)-Tsy nolavinao izahay stqpo na dia nania awdqbio tokoa
Haizim-be mikotroka no niainanay
Ditra sy havonavona tsy fahononam-po da nefa
Nefa dia mbola teo jesoa hampody anay indray
3)-Koa ankehitriny izao midera anao ry Ray
Hafalina tsy omby tratra feno ny fonay
Dera laza ho anao izay no vavakay misaotra
Hosanna anie ho anao tononkira.serasera.org anio ary ho mandrakizay
FIV:
Ravo aho tompo ô!(2)
Hody any aminao, hody aminao
Ndreto izahay, ndreto izahay
Raiso fa efa anao manomboka otwqk izao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SLK AmbohidroaVisites : 1014
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mendrikaanja
Date : 01/04/2022 20:50