Notefenao (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- No tefenao izahay
Namboarinao ny fo
Navaozinao mba hiova indray
Ireo toetra teo aloha
Indrindra sgmoxwcs ireo ambom-po
Nanarinao, ka indro niova fo
2- Izao vao tsapanay
Fa Ianao tokoa jaolmn tononkira.serasera.org ilay Ray
Nanafaka anay, tamin’ny ditranay
Ireo anatranatrao
Avy amin’ny teninao
No nahatonganay, ho olom-baovao
FIV:
Ka mitafia (hoy Ianao), famindram-po
Fahandeferana jajsyv (Ary koa), fanetretena
Mba ahafantarana (F’iray)
Ao amin’I Kristy (Jesoa)
F’izaho sy ianao dia ho velona indray
Namboarinao ny fo
Navaozinao mba hiova indray
Ireo toetra teo aloha
Indrindra sgmoxwcs ireo ambom-po
Nanarinao, ka indro niova fo
2- Izao vao tsapanay
Fa Ianao tokoa jaolmn tononkira.serasera.org ilay Ray
Nanafaka anay, tamin’ny ditranay
Ireo anatranatrao
Avy amin’ny teninao
No nahatonganay, ho olom-baovao
FIV:
Ka mitafia (hoy Ianao), famindram-po
Fahandeferana jajsyv (Ary koa), fanetretena
Mba ahafantarana (F’iray)
Ao amin’I Kristy (Jesoa)
F’izaho sy ianao dia ho velona indray
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SLK AmbohidroaVisites : 729
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mendrikaanja
Date : 04/04/2022 11:05
