Mpiandry ondry (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ary nisy mpiandry tsunw ondry tamin’izany tany izany
Nitoetra tany antsaha, nitandrina ny ondriny
Tamin’ny alina (2) qbsffyl tononkira.serasera.org nitandrina ny ondriny (2)
Misasak’alina
Ary nisy anjelin’ny Tompo nitsangana umwp teo anilany
Ary ny voninahitry Tompo no najelanjelatra
Dia raikitahotra izy (2)
Natahotra mihintsy izy

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SLK AmbohidroaHits : 1200
Likes : 0 Like
Created by : mendrikaanja
Date : 04/04/2022 12:16