Injany misy feo (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Njany misy feo izay miantso avy any an’efitra
Amboary ataovy mahitsy ny lalan’I Jesoa
Iay manery anao hanadino sy hapandefitra
Ireo reonvpx filibana fanao taloha
Ireo mpanalalana no efa indro manaitra anao
Tsy horesin-tory na koa variana amin’ny kilalao
Fa jehova anie dia ho tonga amin’ny andro tsy fantatra,
tsy mba mapandre toa tononkira.serasera.org mpangalatra
Koa ny fomba ratsy xleamzr izay zary tonga sakaizanao
Halaviro ataovy toy ireny fasam-bao
Fa satana koa tsy mijanona mihazakazaka
Sy misintona ho srdcn any an-davaka

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SLK AmbohidroaVangy : 922
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mendrikaanja
Daty : 04/04/2022 12:16