You are here: home > Tononkira > SLK Ambohidroa

Fanahy masina (SLK Ambohidroa)

Nomenao fanahy mahavelona izahay ry Tompo tia
Nomenao fanahy mahavelona mba hiainanay ety
Nomenao fanahy mahavelona mba hanao ny sitraponao
Ka dera, haleloia ho Anao ry Ray

1) Fa ny fanahy izay nomenao ry Ray
Dia zava-tsoa tokoa satria kanto Tsiky dia ampysady soa
Mamelona ny aina ho an’ireo malazo maina
Mamelona ny fo, fa avy amin’ilay Tompo jesoa

2) Fa ny fanahy izay narotsakao anay
Dia fanahy tsara, ho jiro sy fahazavana
Fa tsy fitaovana, tsy kilalao ihany koa
Fa fanomezam-pahasoavana avy amin’ilay Ray Tsitoha

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : SLK Ambohidroa
Mpamaky : 47
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : mendrikaanja
Tamin'ny : 29/09/2019 12:23:49
ID : 12109

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo