Fa mpianatro ianareo (SLK Ambohidroa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) edzy Mahafinaritra sy tsara tokoa
Raha ny mpirahalahy
Miara monina ghkd mifanisy soa
Mifampitondra ho tena iray

2) Tsy joga mifanafina izay tena ao am-po
Na fifaliana na tomany
Miara mizaka izay rehetra manjo
Dia ny tononkira.serasera.org mbola eto an-tany

FIV:
Izany no famantarana, nomeny tety an-tany
Mifankatia, miara-dia, miriharia
Ts’isy hoatr’izany
Izany no ahafantaran’ny olona
Fa mpianatro ianareo
Raha toa mifankatia

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : SLK Ambohidroa
Vangy : 835
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mendrikaanja
Daty : 04/04/2022 23:08
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.9581