Andriamanitra oh (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Andriamanitra ô,
he lehibe ny soa izay nomenao
Ity mpanomponao
tsy mendrika iepgnuw ny atao hoe zanaka
Tsy hainay ny tsy hisaotra
Tsy hainay ny tsy sizd hidera Anao
Jehovah ô! Mpanavotra Ianao
Voavelanao wiue izahay ka hafaka
2) Ireo toetra ratsy teo alo,
navaozinao ka faly eram-po
Ka maivana ny entako
nafahanao tononkira.serasera.org tamin’ny gadrako aho
Ny rà izay nalatsako,
nahafoinao koa ny ainao
Ry tompo ô misaotra indrindra anao
voavelanao izahay ka afaka
he lehibe ny soa izay nomenao
Ity mpanomponao
tsy mendrika iepgnuw ny atao hoe zanaka
Tsy hainay ny tsy hisaotra
Tsy hainay ny tsy sizd hidera Anao
Jehovah ô! Mpanavotra Ianao
Voavelanao wiue izahay ka hafaka
2) Ireo toetra ratsy teo alo,
navaozinao ka faly eram-po
Ka maivana ny entako
nafahanao tononkira.serasera.org tamin’ny gadrako aho
Ny rà izay nalatsako,
nahafoinao koa ny ainao
Ry tompo ô misaotra indrindra anao
voavelanao izahay ka afaka
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SLK AmbohidroaVangy : 1223
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mendrikaanja
Daty : 29/09/2019 12:25
