VONONA (IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
VONONA (KATEKOMENA 2016 ANDIANY VONONA)


Ref tononkira.serasera.org : Vonona mba ho tanteraka
Amin’ny asa atao rehetra
Fiainam-baovao manomboka izao
Vonona ny ho miaramilanao


Ö! ry Tompo, inty aho iraho
Fa vonona hanao ny asaNao
Ny androko rehetra, tsy hasiako fetra
Hafoiko ho Anao manontolo

Tsy mendrika ny hanonona
Ny Anaranao, kanefa nantsoiNao
Raiso ry Tompo, mba ho mpanompo
Tena vonon-kandroso


Ref : Vonona mba ho tanteraka
………………………………………………..


Raha sendra ny fakam-panahy
Inty aho ry Tompo, handroso
Ka tsy ho kivy, tsy hanana ahiahy
F’Hianao mitoetra ato am-po

Ny rehetrako, ny ho aviko
Ho ubpgv fiainam-baovao eo an-tanaNao
Ankehitriny, xzzabl manolo-tena
Hanao mdhojf ny asam-pamonjena


Ref : Vonona mba ho tanteraka
……………………………………………..

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka
Visites : 866
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mampionona0912
Date : 24/09/2022 10:50
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0452