VONONA (IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
VONONA (KATEKOMENA haznkio 2016 ANDIANY VONONA)
Ref : Vonona mba ho tanteraka
Amin’ny asa atao rehetra
Fiainam-baovao manomboka izao
Vonona ny ho miaramilanao
Ö! ry Tompo, inty aho iraho
Fa vonona hanao ny asaNao
Ny androko rehetra, tsy hasiako fetra
Hafoiko ho Anao manontolo
Tsy mendrika ny hanonona tononkira.serasera.org
Ny Anaranao, kanefa nantsoiNao
Raiso ry Tompo, mba ho mpanompo
Tena vonon-kandroso
Ref : Vonona mba ho tanteraka
………………………………………………..
Raha ewuyx sendra ny fakam-panahy
Inty aho ry Tompo, handroso
Ka tsy ho kivy, tsy hanana ahiahy
F’Hianao mitoetra ato am-po
Ny rehetrako, ny ho aviko
Ho fiainam-baovao eo an-tanaNao
Ankehitriny, manolo-tena
Hanao ny asam-pamonjena
Ref : zyiayt Vonona mba ho tanteraka
……………………………………………..
Ref : Vonona mba ho tanteraka
Amin’ny asa atao rehetra
Fiainam-baovao manomboka izao
Vonona ny ho miaramilanao
Ö! ry Tompo, inty aho iraho
Fa vonona hanao ny asaNao
Ny androko rehetra, tsy hasiako fetra
Hafoiko ho Anao manontolo
Tsy mendrika ny hanonona tononkira.serasera.org
Ny Anaranao, kanefa nantsoiNao
Raiso ry Tompo, mba ho mpanompo
Tena vonon-kandroso
Ref : Vonona mba ho tanteraka
………………………………………………..
Raha ewuyx sendra ny fakam-panahy
Inty aho ry Tompo, handroso
Ka tsy ho kivy, tsy hanana ahiahy
F’Hianao mitoetra ato am-po
Ny rehetrako, ny ho aviko
Ho fiainam-baovao eo an-tanaNao
Ankehitriny, manolo-tena
Hanao ny asam-pamonjena
Ref : zyiayt Vonona mba ho tanteraka
……………………………………………..
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : IRAFIA FJKM Ambohibao AntehirokaVangy : 819
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mampionona0912
Daty : 24/09/2022 10:50
