TSAPAKO (IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)

Tena tsapako mihitsy
Satria maro fa tsy vitsy
‘Reto fanomezantsoa
NomeNao ho ahy Jesoa(*2)

Tena tsapako mihitsy………………….


1-Ka dia inona indray
R’ilay Zanaky ny Ray
No manery ahy tsy hisaotra
Fa ny foko fTsiky dia ampyaly loatra

2-Ka ny teniko dia izao
Izaho hifikitra Aminao
Mandrapialako eto an-tany
Izaho ho Anao irery ihany


Tena tsapako mihitsy
Satria maro fa tsy vitsy
‘Reto fanomezantsoa
NomeNao ho ahy Jesoa(*2)

Tena tsapako mihitsy………………….

Mpihira : IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka
Mpamaky : 448
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Mampionona0912
Tamin'ny : 26/02/2020 14:09:40
ID : 12577

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo