TSAPAKO (IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tena tsapako mihitsy
Satria maro fa tsy vitsy
‘Reto fanomezantsoa
NomeNao ho psydynva ahy Jesoa(*2)

Tena tsapako mihitsy………………….


1-Ka dia inona indray
R’ilay Zanaky lrgz ny Ray
No manery ahy tsy hisaotra
Fa ny foko faly tononkira.serasera.org loatra

2-Ka ny teniko dia izao
Izaho hifikitra Aminao
Mandrapialako eto an-tany
Izaho ho Anao irery ihany


Tena tsapako mihitsy
Satria maro fa tsy vitsy
‘Reto fanomezantsoa
NomeNao ho dtmbd ahy Jesoa(*2)

Tena tsapako mihitsy………………….

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka
Visites : 1046
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mampionona0912
Date : 26/02/2020 15:09
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0375