Tiany Ianao (IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nahoana ianao no mitomany
Mahatsiaro resy ve ianao?
Jesoa anie ka mbola any
Mpanasitrana anao.


Ref:Tiany ianao
     tononkira.serasera.org   Tsy foiny ianao
  dbbuu      Na de mpanota aza
       Manantona azy,ka ambarao
    zryo   gtcgbe  Izay hetahetan'ny fonao.


Mitraka ianao ka aza kivy
Tsy maintsy handresy hoy izy
Tazony hatrany ny finoanao
Ho mari-pijoroana.

--------
Lien:
Commentaires
Tiary5 ( 10/09/2019 23:46)
Misaotra Tompoko
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka
Visites : 1523
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Tiary5
Date : 11/09/2019 11:00
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3466