TIANY (IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Nahoana ianao no mitomany?
Mahatsiaro resy ve ianao?
Jesoa anie ka mbola any
Mpanasitrana anao


Ref: Tiany ktpjdbsa ianao, tsy foiny ianao
Na dia mpanota aza
Manatona Azy ka ambarao
‘Zay hetahetan’ny fonao


2-Mitrakà ianao fa lbgzkz aza kivy
Tsy maintsy handresy hoy tononkira.serasera.org Izy
Tazony hatrany ny finoanao
Ho mari-pijoroanao


(IRAFIA vlrru FJKM AMBOHIBAO ANTEHIROKA)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka
Visites : 1341
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mampionona0912
Date : 28/02/2019 10:00
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0356