Ampidiro aloha ny tenimiafina
ORY (IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
owzba 1-Ory tononkira.serasera.org ny fanahiko Andrimanitra ô
Mijery ny fizotry ny firenena
Mahantra fa hita mijaly be
Tsy afaka mitraka amin’ny manjo
Ref: Tsy manan-kery intsony ny lalàna
Fa tototry ny vola ny marina
Mitalaho amiNao Andriamanitra ô
Vonjeo rknlsmg fa mijaly ny tsy manana
2-Faingana Ianao hanasitrana
Jesosy Zokinay hiankinana
Mijaly eto an-tany ny tsy manana
Mitaraina hatrany mbola tena very maina
3-Aizin-tany vono olona isanandro
Ny zszwm lalàna anefa dia eo ihany
Tsy atahoran’ny olona anefa izany
Omen any avocat ny vola anie dia afaka
(Hira nindramin’ny IRAFIA)
Mijery ny fizotry ny firenena
Mahantra fa hita mijaly be
Tsy afaka mitraka amin’ny manjo
Ref: Tsy manan-kery intsony ny lalàna
Fa tototry ny vola ny marina
Mitalaho amiNao Andriamanitra ô
Vonjeo rknlsmg fa mijaly ny tsy manana
2-Faingana Ianao hanasitrana
Jesosy Zokinay hiankinana
Mijaly eto an-tany ny tsy manana
Mitaraina hatrany mbola tena very maina
3-Aizin-tany vono olona isanandro
Ny zszwm lalàna anefa dia eo ihany
Tsy atahoran’ny olona anefa izany
Omen any avocat ny vola anie dia afaka
(Hira nindramin’ny IRAFIA)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : IRAFIA FJKM Ambohibao AntehirokaVangy : 1384
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mampionona0912
Daty : 25/01/2021 17:39
