ORY (IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ory ny pphanwpf fanahiko Andrimanitra ô
Mijery ny fizotry ny firenena
Mahantra vejipq fa hita mijaly tononkira.serasera.org be
Tsy afaka mitraka amin’ny manjo
Ref: Tsy uzbx manan-kery intsony ny lalàna
Fa tototry ny vola ny marina
Mitalaho amiNao Andriamanitra ô
Vonjeo fa mijaly ny tsy manana
2-Faingana Ianao hanasitrana
Jesosy Zokinay hiankinana
Mijaly eto an-tany ny tsy manana
Mitaraina hatrany mbola tena very maina
3-Aizin-tany vono olona isanandro
Ny lalàna anefa dia eo ihany
Tsy atahoran’ny olona anefa izany
Omen any avocat ny vola anie dia afaka
(Hira nindramin’ny IRAFIA)
Mijery ny fizotry ny firenena
Mahantra vejipq fa hita mijaly tononkira.serasera.org be
Tsy afaka mitraka amin’ny manjo
Ref: Tsy uzbx manan-kery intsony ny lalàna
Fa tototry ny vola ny marina
Mitalaho amiNao Andriamanitra ô
Vonjeo fa mijaly ny tsy manana
2-Faingana Ianao hanasitrana
Jesosy Zokinay hiankinana
Mijaly eto an-tany ny tsy manana
Mitaraina hatrany mbola tena very maina
3-Aizin-tany vono olona isanandro
Ny lalàna anefa dia eo ihany
Tsy atahoran’ny olona anefa izany
Omen any avocat ny vola anie dia afaka
(Hira nindramin’ny IRAFIA)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : IRAFIA FJKM Ambohibao AntehirokaVisites : 1386
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mampionona0912
Date : 25/01/2021 17:39
