NY FOKO MANONTOLO (IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)

https://tononkira.serasera.org/hira/seha-pitaizana-fifohazana-ambohibao-antehiroka/ny-foko-manontolo

1-Ny foko manontolo
Omeko Anao ry Tompo
Mba henoy re ny feoko mitalaho koa
Tsy afaka miasa ny vatatenanay
Raha tsy ianao irery (no) manome hery anay


Fiv: Ento moramora ny fitiavam-bola
Tsy hanaradia antsika ny vola raha tonga ny ora
Ety an-tany ekena fa vola no mahery
Fa any andanitra any ny vola dia tsy mba manan-kery


2-Raha misy mpanambola te hisandratra eo ambony
F’izany no ilainy mahafaly ny fony
Amin'izay le mafy ady
Voaterytononkira.serasera.org miafiafy
N(a) aty am-piangonana aza dia afara place e


3-Tanora ianao ary tena tovolahy
Ka zatra manenjika ireo tovovavy
Raha azonao atao mifidiana anankiray
Dia tonga dia ataovy raharaha mariazy


4-Tanora ianao ary tena tovovavy
Ka zatra manenjika ireo tovolahy
Tandremo ry tanora ny kamarady ratsy
Matetika izy ireny mampivarina any ankady





                                                                                        (Hira nindramin’ny IRAFIA)

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka
Mpamaky : 188
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Mampionona0912
Tamin'ny : 26/02/2020 14:09:38
ID : 12579

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo