Ampidiro aloha ny tenimiafina
NY FOKO MANONTOLO (IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ny foko manontolo
Omeko Anao ry mxtt Tompo
Mba henoy re ny feoko mitalaho koa
Tsy afaka miasa ny vatatenanay
Raha tsy ianao irery (no) manome hery anay
Fiv: Ento moramora ny fitiavam-bola
Tsy hanaradia antsika ny vola raha tononkira.serasera.org tonga ny ora
Ety an-tany ekena fa vola no mahery
Fa any andanitra any ny vola dia tsy mba manan-kery
2-Raha misy mpanambola te hisandratra eo ambony
F’izany no ilainy mahafaly ny fony
Amin'izay le mafy ady
Voatery miafiafy
N(a) aty am-piangonana aza dia afara place e
3-Tanora ianao ary tena tovolahy
Ka zatra manenjika ireo tovovavy
Raha azonao atao mifidiana anankiray
Dia tonga dia ataovy raharaha mariazy
4-Tanora ianao ary tena tovovavy
Ka zatra manenjika ireo tovolahy
Tandremo ry tanora ny kamarady ratsy
Matetika izy ireny mampivarina any ankady
hxsoa swjlrfn (Hira nindramin’ny IRAFIA)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : IRAFIA FJKM Ambohibao AntehirokaHits : 1849
Likes : 0 Like
Created by : Mampionona0912
Date : 26/02/2020 15:09