MISY FIARA LEHIBE (IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)

https://tononkira.serasera.org/hira/seha-pitaizana-fifohazana-ambohibao-antehiroka/misy-fiara-lehibe

1-Misy fiara lehibe
Miandry anao izay te handeha
Misy toerana lehibe ary koa tsy mandoa frais
Azo antoka ny mpamily
Tsy atahorana hivilivily
Tena tsara sy mahafinaritra
Mitondra anao izay ho any an-danitra

Ref:  Tsy moto na tomobilina io sanatria
Na rôplana na lamasinina na taxi
Fa ny fiangonan’Andriamanitra
Tsy lany solika izy fa maharitra
Mitondra ny olona izay voaantso any an-danitra



2-Rehefa tonga ny Alahady
Mamonjy toerana ny mpi-voyage
Fanahy Masina mitarika azy tstononkira.serasera.orgy ho tratra ny embouteillage
Efa velona ny motera
Ny Diakona tsy diso lera
Ny fiangonana no fiara
Permis ny filazantsara

Ref:  Tsy moto na tomobilina io sanatria..............



3-Jesosy no chauffeur
Kristianina ny voyageur
Katekista sy Pasitera
Ireo ihany ny receveur
Tsy voasakan’ny fanjakana
Ny papier ara-dalàna
Araraoty ary ny fotoana
Fa Jesoa tsy manafintohana

Ref:  Tsy moto na tomobilina io sanatria.............


                                                  (Hira nindramin’ny IRAFIA)

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka
Mpamaky : 92
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Mampionona0912
Tamin'ny : 26/02/2020 15:09:36
ID : 12582

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo