Ampidiro aloha ny tenimiafina
MISY FIARA LEHIBE (IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Misy bdmx fiara lehibe
Miandry anao izay te handeha
Misy toerana lehibe ary koa tsy mandoa frais
Azo antoka ny mpamily
Tsy atahorana hivilivily
Tena tsara sy mahafinaritra
Mitondra anao izay ho any an-danitra
Ref: Tsy moto na tomobilina io sanatria
Na rôplana na lamasinina na taxi
Fa ny fiangonan’Andriamanitra
Tsy lany solika izy fa maharitra
Mitondra ny olona izay voaantso any an-danitra
2-Rehefa tonga ny Alahady
Mamonjy toerana ny mpi-voyage
Fanahy Masina mitarika azy tsy ho tratra ny embouteillage
Efa velona ny motera
Ny Diakona tsy diso lera
Ny fiangonana fppwhgg no fiara
Permis ny filazantsara
Ref: Tsy moto na tomobilina io sanatria..............
3-Jesosy no chauffeur
Kristianina ny voyageur
Katekista sy Pasitera
Ireo ihany ny receveur
Tsy tononkira.serasera.org voasakan’ny fanjakana
Ny papier ara-dalàna
Araraoty ary ny fotoana
Fa Jesoa tsy manafintohana
Ref: Tsy moto na tomobilina io sanatria.............
koymoz (Hira nindramin’ny IRAFIA)
Miandry anao izay te handeha
Misy toerana lehibe ary koa tsy mandoa frais
Azo antoka ny mpamily
Tsy atahorana hivilivily
Tena tsara sy mahafinaritra
Mitondra anao izay ho any an-danitra
Ref: Tsy moto na tomobilina io sanatria
Na rôplana na lamasinina na taxi
Fa ny fiangonan’Andriamanitra
Tsy lany solika izy fa maharitra
Mitondra ny olona izay voaantso any an-danitra
2-Rehefa tonga ny Alahady
Mamonjy toerana ny mpi-voyage
Fanahy Masina mitarika azy tsy ho tratra ny embouteillage
Efa velona ny motera
Ny Diakona tsy diso lera
Ny fiangonana fppwhgg no fiara
Permis ny filazantsara
Ref: Tsy moto na tomobilina io sanatria..............
3-Jesosy no chauffeur
Kristianina ny voyageur
Katekista sy Pasitera
Ireo ihany ny receveur
Tsy tononkira.serasera.org voasakan’ny fanjakana
Ny papier ara-dalàna
Araraoty ary ny fotoana
Fa Jesoa tsy manafintohana
Ref: Tsy moto na tomobilina io sanatria.............
koymoz (Hira nindramin’ny IRAFIA)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : IRAFIA FJKM Ambohibao AntehirokaHits : 8284
Likes : 0 Like
Created by : Mampionona0912
Date : 26/02/2020 15:09
