MILA ANAO (IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)

https://tononkira.serasera.org/hira/seha-pitaizana-fifohazana-ambohibao-antehiroka/mila-anao-2

1-Mba rahoviana re Jesoa ô!
Ny malagasy no ho afa-pahoriana
Mahatsiaro very,ka miangavy
Fanafahana tsy misy hatak'andro

Ref1: Mila Anao ‘zahay Jesosy o!
Aza ela fa sasa-miandry
Mba jereo ry Ray, ‘ty nosinay
Ny mahantra, ny marary,’reo migadra


2-Tantononkira.serasera.orgteraho aminay ny hoe
Raha ny Zanaka no hanafaka dia ho afaka
Levony koa ny fitiavan-tena
Ny rehareha, fitiavan-karena

Ref2:Mila Anao Jesoa ity firenena
Ampianaro hanetry tena
Mba kasio ity fo ho babonao
‘Zahay vahoaka,,ny mpitondra,,maminao




(IRAFIA FJKM AMBOHIBAO ANTEHIROKA)

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka
Mpamaky : 332
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Mampionona0912
Tamin'ny : 05/03/2019 07:32:28
ID : 11458

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo