MIFALIA (IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Mifalia isika izao ka xjynwe mihirà
Ö owhy ry havana malala ô
Indro efa tonga ny fotoana
Andro malaza sady masina

Ref:
Mifalia mihobia re
Miderà f’efa voaavotra
F’efa teraka hamonjy anie
‘Lay Mpanjaka tononkira.serasera.org Tompo masina


2-Mpamonjy lehibe no tonga ao
Nanetry tena tao an-tranon’omby oh
Nahazo anjara izao tontolo izao
Dera sy laza no atolotra

Ref:
Mifalia mihobia re............


Anio Jesoa mamangy ny fonao
Meteza f’aza manamafy fo oh
Teraka izy ho ahy sy zwmpe ho anao
Ka raiso amin’izao noely izao


Ref:
Mifalia mihobia re............






(IRAFIA FJKM AMBOHIBAO ANTEHIROKA)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka
Hits : 704
Likes : 0 Like
Created by : Mampionona0912
Date : 14/06/2023 14:27
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0339