MIFALIA (IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Mifalia isika izao wejjcsuw ka mihirà
Ö ry havana malala ô
Indro efa tonga ny fotoana
Andro malaza sady masina
Ref:
Mifalia mihobia re
Miderà azstr f’efa voaavotra
F’efa teraka hamonjy anie
‘Lay Mpanjaka Tompo masina
2-Mpamonjy lehibe no tonga ao
Nanetry tena tao an-tranon’omby oh
Nahazo anjara izao tontolo izao
Dera sy laza no atolotra
Ref:
Mifalia mihobia re............
Anio Jesoa mamangy ny fonao
Meteza f’aza manamafy fo oh
Teraka izy ho ahy sy ho anao
Ka raiso amin’izao jzwmt noely izao
Ref: tononkira.serasera.org
Mifalia mihobia re............
(IRAFIA FJKM AMBOHIBAO ANTEHIROKA)
Ö ry havana malala ô
Indro efa tonga ny fotoana
Andro malaza sady masina
Ref:
Mifalia mihobia re
Miderà azstr f’efa voaavotra
F’efa teraka hamonjy anie
‘Lay Mpanjaka Tompo masina
2-Mpamonjy lehibe no tonga ao
Nanetry tena tao an-tranon’omby oh
Nahazo anjara izao tontolo izao
Dera sy laza no atolotra
Ref:
Mifalia mihobia re............
Anio Jesoa mamangy ny fonao
Meteza f’aza manamafy fo oh
Teraka izy ho ahy sy ho anao
Ka raiso amin’izao jzwmt noely izao
Ref: tononkira.serasera.org
Mifalia mihobia re............
(IRAFIA FJKM AMBOHIBAO ANTEHIROKA)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : IRAFIA FJKM Ambohibao AntehirokaVangy : 801
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mampionona0912
Daty : 14/06/2023 14:27
