MANDRAVA DEVOLY (IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Indreto izahay IRAFIA faly miarahaba anareo
Tonga miara miredona ho joxweg fiderana mahafinaritra
Ho an'Andriamanitra Ray, Zanaka sy Fanahy
Asandratray ny dera tononkira.serasera.org sy laza ho Anao fyitks ry Tomponay
Réf:Miderà,mihirà fa mendrika izany ilay Jesosy
Ataovy ho ren'izao tontolo izao fa tsara
Tsara ny Andriamanitra
Ho resy lahatra ianao an'io
Fa Tia anao Izy io
2-Ho lazaina aminao anio resy io devoly io
Amin'ny yuwh anaran'i Jesoa Kristy mialà ka Mandehana
Efa voahomana ho anao ilay farihy afo mirehitra
Atambatray ny heriny,ny finoanay handrava ny momba anao
Réf: ....
Miala,miala,miala,miala
Miala ny fankahalana,fijanganjangana,ny Fialonana
Miala,miala,miala,miala
Ny aretina,fitaka,lainga, ditra,trosa
Miala,miala,miala,miala
Ny havonavona,ny hakamoana,ny hamamoana
Miala

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : IRAFIA FJKM Ambohibao AntehirokaVangy : 773
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HoliarisoaH
Daty : 06/04/2023 13:56