AZA MIALA (IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Namako oh ya mahereza manompo oh
O! Zoky e! e? ya mahereza manompo oh
Eh! Zandry e! e! Ya! Mahereza manompo oh
Isika rehetra e,tsisy hiala amin'i Tompo tononkira.serasera.org poyxus oh
Aoka ho vonona tsara
Amin'izay hiantsoana e!
Aoka ho marina tsara
Amin'ny fanompoana e!
Koa wvtu aza varimbariana
Fa andeha hiroso oh!
Koa aza misalasala
Fa miandry ny Tompo oh!
Raha sendra tojo fitsapana
Aza mihemotra e! ya
Fa ny lalana mety hideza
Aza milofika e! ya
Ho maro mapanenjika ianao
Ho sasa-poana eo izy e! ya
Fa miaramila mijoro
Ka tsy matahotra e! ya
Aza miala eee, aza miala eee, aza miala eeeeee
Aza miala amin'i Jesoa
Aza miala eee, uqbcvoeo aza miala eee, aza miala eeeeee
Aza miala amin'i Jesoa
Aza miala eee, aza miala eee, aza miala eeeeee
Aza miala amin'i Jesoa
Aza miala eee, aza miala eee, aza miala eeeeee
'ZAHAY TSY HIALA AMIN'JESOA

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : IRAFIA FJKM Ambohibao AntehirokaHits : 1075
Likes : 0 Like
Created by : HoliarisoaH
Date : 06/04/2023 13:47