AZA MIALA (IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Namako oh ya mahereza manompo oh
O! Zoky e! e? ya mahereza manompo oh
Eh! Zandry e! e! Ya! Mahereza manompo oh
Isika rehetra e,tsisy hiala amin'i Tompo oh

Aoka ho vonona tsara
Amin'izay hiantsoana e!
Aoka ho marina tsara
Amin'ny fanompoana e!
Koa aza varimbariana
Fa andeha hiroso oh!
Koa aza misalasala
Fa miandry ny Tompo oh!
Raha sendra tojo fitsapana
Aza mihemotra e! ya
Fa ny lalana mety hideza
Aza milofika e! ya
Ho maro mapanenjika ianao
Ho sasa-poana eo izy e! ya
Fa miaramila mijoro
Ka tsy matahotra e! ya


Aza miala eee, aza miala eee, aza miala eeeeee
Aza miala amin'i Jesoa
Aza miala eee, aza miala eee, aza miala eeeeee
Aza miala amin'i Jesoa
Aza miala eee, aza miala eee, aza miala eeeeee
Aza miala amin'i Jesoa
Aza miala eee, aza miala eee, aza miala eeeeee
'ZAHAY TSY HIALA AMIN'JESOA
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka
Hits : 366
Likes : 0 Like
Created by : HoliarisoaH
Date : 06/04/2023 13:47
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0749