Ny marina hamololona (Ny Feo Mamatonalina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny marina hamololona tahaka ny rofia,
ary hisandrahaka tahaka wrgd ny sedera any Libanona izy
Efa nambolena tao an-tranon'i Jehovah,
ka maniry eo an-kianjan'i Jehovah.

Mbola manorobona izy, na dia antitra aza
dofodofotra sy maitso izy (2)

Mba ixutm hanambara fa mahitsy Jehovah
Jehovah, Vatolampiko
Eny, Vatolampy izay tsy misy qnynea tsiny,
Tsy tononkira.serasera.org misy tsiny

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ny Feo Mamatonalina
Visites : 513
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : H.A.J.
Date : 22/02/2025 19:33
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.5758