Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ny dian'ny mpivahiny (Ny Feo Mamatonalina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba aiza ny andon'aina, no tsy mirotsaka,
misento mitaraina, ny foko sasatra.
Ry zanako mahantra, moa tsy tsaroanao ?
fa Jesoa be fiantra, onena anao.
Velominao hhvfopr ny aiko, Ry Jesoa andon'aina,
ndrao tonga very maina, ny diako tononkira.serasera.org izao.
Mavesatra tsy zaka, ny entana babeko,
ny làlana mahàna, etbrxp he mahatrotraka.
Mitady fanampiana ve ry torovana ?
Hereho gfkllbr kely dia, ho hitanao.
Ampio aho Jesoa, esory amiko,
'ty entako hiala, mba entonao.
Tsaroako mihamora, ny làlana ombako,
akaiky izao kanana, 'lay tanindrazako.
Hay mety mahatsiaro ianao ry zanako ?
Izaho anie tsy taiza fa anilanao.
Misaotra ry mpamonjy, fa heriko Ianao,
ho tody soamantsara ny diako izao.
misento mitaraina, ny foko sasatra.
Ry zanako mahantra, moa tsy tsaroanao ?
fa Jesoa be fiantra, onena anao.
Velominao hhvfopr ny aiko, Ry Jesoa andon'aina,
ndrao tonga very maina, ny diako tononkira.serasera.org izao.
Mavesatra tsy zaka, ny entana babeko,
ny làlana mahàna, etbrxp he mahatrotraka.
Mitady fanampiana ve ry torovana ?
Hereho gfkllbr kely dia, ho hitanao.
Ampio aho Jesoa, esory amiko,
'ty entako hiala, mba entonao.
Tsaroako mihamora, ny làlana ombako,
akaiky izao kanana, 'lay tanindrazako.
Hay mety mahatsiaro ianao ry zanako ?
Izaho anie tsy taiza fa anilanao.
Misaotra ry mpamonjy, fa heriko Ianao,
ho tody soamantsara ny diako izao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny Feo MamatonalinaVangy : 410
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : H.A.J.
Daty : 22/02/2025 19:39
