Mifalia ry zatovo (Ny Feo Mamatonalina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mifalia ry zatovo dieny mbola tanora hianao.
Ary aoka ny fonao, hampifalifaly anao,
amin'ny andro, fahatanoranao.
Ka mandehana any amin'izay sitraky ny fonao,
sy izay jeren'ny masonao.
Nefa aoka ho fantatrao :
Fa ho entin'Andriamanitra ho tsaraina ianao,
amin'izany sjzpg rehetra izany.
Koa esory ao am-ponao ny alahelo,
ary avilio tsy hikasika ny nofonao ny kpxkvmvg ratsy.
Fa ny fahatanorana sy ny fahatanjahana
dia samy tononkira.serasera.org zava-poana.
Ary tsarovy ny Mpanao anao
amin'ny ufntysya andron'ny fahatanoranao.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny Feo MamatonalinaVisites : 382
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : H.A.J.
Date : 22/02/2025 19:40