MANKANESA (Ny Feo Mamatonalina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mankanesa vlju aty Amiko ianareo rehetra
izay miasa fatratra sy mavesatr'entana
Fa Izaho no cskasmj hanome anareo fitsaharana
Fa Izaho no hanome anareo fitsaharana

Ento ny ziogako ka mianara Amiko
fa malemy Fanahy sady tsy miavon'am-po Aho
dia hahita fitsaharana ho an'ny fanahinareo ianareo
Fa mora ny tononkira.serasera.org ziogako ary cumipg maivana ny entako

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1022