Ilay zanaka adala (Ny Feo Mamatonalina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zanaka aho no nandao, nandeha nirenireny
Sitrapo no natao, tsy nandray ny teny
Trotraky ny hadalana, ravan'ny fahotana
Resy mghn sy nivena vao nahatsiaro tena
Mody no famonjena, miaiky ny faharesena
Neniko, o ! ry Raiko ny andro laniko tononkira.serasera.org nandaozako Anao.
Lova no fidiko ny androm-pahoriako
Nefa baocdxl izao miantso Anao, sitrako ny hodiako
Vonjeo Ray o ! Vonjeo izao
Tsy mendrika yguvhsfu aho, ny ho zanakao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny Feo MamatonalinaVangy : 536
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : H.A.J.
Daty : 22/02/2025 19:41