Efa lasan-davitra (Ny Feo Mamatonalina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa lasan-davitra, fa nandà ny tsara
Ka wjcuqe Jesosy avotra, no nikarakara
Vonjy no natolony, aina no nasolony
Nizarany safosafo novidiny lafo
Izy tsy mba menatra, tena rahalahy
Lamba, kapa, peratra, no nomeny ahy
Olo-meloka tokoa, nizarana zava-tsoa
Fa ny ràny no tononkira.serasera.org nomeny, avotro mpanjeny
Saotra no atolotro, velona ny nvemj aiko
Miderà ry molotro, Jesoa no lalaiko
Efa notsinjoviny, sady nodioviny
Zary lasany doria, 'zany foko avirxskp tia.
Ka wjcuqe Jesosy avotra, no nikarakara
Vonjy no natolony, aina no nasolony
Nizarany safosafo novidiny lafo
Izy tsy mba menatra, tena rahalahy
Lamba, kapa, peratra, no nomeny ahy
Olo-meloka tokoa, nizarana zava-tsoa
Fa ny ràny no tononkira.serasera.org nomeny, avotro mpanjeny
Saotra no atolotro, velona ny nvemj aiko
Miderà ry molotro, Jesoa no lalaiko
Efa notsinjoviny, sady nodioviny
Zary lasany doria, 'zany foko avirxskp tia.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny Feo MamatonalinaVangy : 478
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : H.A.J.
Daty : 22/02/2025 19:42
