IRIKO E RY TOMPO (Ny ANTSAN'NY FAMONJENA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iriko e! Ry Tompo mahery! Hiverina aminao indray
Ampio aho mba tsy ho very, arovy ambany helatrao
Ny adin-tsaina sy ny ahiahy, qzbenp ho foana tsy hisy intsony re
Ny fahoriana, ny ranomaso, hisolo fifaliam-be
Mba taomy aho e! Tompo mahery,
Raiso ny fikasako izao
Arovinao re, mba tsy ho very
Tano dndnfrt ho eo akaikinao
Maniry mafy izany foko, hiverina aminao indray,
Kanefa koa izao tontolo, manintona ahy tononkira.serasera.org hiala aminao
Fa fantatrao ny halemeko xbkjy Tsy misy miafina aminao
Tario aho mba tsy ho resy fa te hiaraka aminao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny ANTSAN'NY FAMONJENAVangy : 1255
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : nyantsanfa
Daty : 23/12/2019 16:54