You are here: home > Tononkira > Ndriana Ramamonjy

Tsy ny sento na alahelo (Ndriana Ramamonjy)

Tsy ny sento na alahelo na tomany no manafaka ny heloka
Na ilaina tokoa aza izany ho fanenenana ny ota natao
Ny fananana an'i Jesoa ihany no maha olom-baovao anao
Fa nalatsany koa ny ràny mba tena hanamarina anao

Izay hanana toe-tsara ihany no indro hilofosanao
Tsy misy maharatsy an'izany saingy ity no mbatononkira.serasera.org tsarovinao
Ny fanampin'ny ràn'i Tompo no afaka hanarona anao
Atonga anao ho mpanompo hitafy toe-baovao

Ny fanaovana asa soa ihany no antenaina hamonjena anao
Tsy handovàna ny lanitra izany fa Jesoa no efa maty ho anao
Mbola velona aminao hatrany izay mino azy tsy diso anjara
Izay voaforona ho aminy ihany no afaka hanao asa tsara

Mpihira : Ndriana Ramamonjy
Mpamaky : 113
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ratsimandresyjedidia1
Tamin'ny : 20/06/2022 11:09:40
ID : 14315

Henoina (sombiny)

Sombiny ihany aloha no henonao eto fa azonao alahatra ao amin'ny RadioVazoGasy

Alaharo ao amin'ny RadioVazoGasy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo