Tokantrano Mirindra (Ndriana Ramamonjy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy kisedrasedra ny zavatra mitranga amin’ny zpwjaymz fiainantsika
Fa fony mbola mjznnd tsy àry izao rehetra izao dia nofidiany tononkira.serasera.org isika
Ho isan’ny hatsangana, ho isan’ny mpandova ny fiainan-danitra
Ka isika izao no iaraka hikiaka fa fitiavana Andriamanitra

Tsy kisedrasedra ny zavatra mitranga amin’ny fiainantsika
Fa fony mbola tsy àry izao rehetra izao dia nofidiany isika
Ho isan’ny hatsangana, ho isan’ny mpandova ny fiainan-danitra
Ka isika izao no iaraka lxrm hikiaka fa fitiavana Andriamanitra

Ref :
Izay rehetra tia naterak’Andriamanitra
Mahalala Azy
Io fitiavana io no izy, avy Aminy, tsy hataoko vazivazy
Matoa ny tokantrano tena tsara orina sy mirindra
Dia satria Jeso ilay fototra irafetany no fehizoro indrindra

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ndriana Ramamonjy
Vangy : 18
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Theos062
Daty : 20/08/2026 08:25
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0437