You are here: home > Tononkira > Ndriana Ramamonjy

Moa jesosy ve tsy ahy (Ndriana Ramamonjy)

Na mandalo ady sarotra aza aho
moa Jesosy ve tsy ahy
Aroko sy mandako sady tokiko

Na hisesy eo anoloako aza ho
izay mety ho hofakam-panahy
mampandresy ahy hatrany Jesoa

Izy no namonjy ahy ka nanafaka ahy
ary koa mbola miaro sy mitantana ahy

na hisesy eo anoloako aza ho
izay mety ho fankam-panahy
mampandresy ahy hatrany jeso

Natononkira.serasera.org ambinina aza ireo ratsy fanahy
moa Jesosy ve tsy ahy
tsy mba hierikerika ahy tsy hanana ahiahy

na ety an-tany na ny any an-danitra any
ts’isy hiriko tahaka azy
vatolampy sy anjarako Izy

Izy no namonjy ahy ka nanafaka ahy
ary koa mbola miaro sy mitantana ahy

na ety an-tany na ny any an-danitra any
tsisy hiriko tahaka azy
vatolampy sy anjarako Izy

Mpihira : Ndriana Ramamonjy
Mpamaky : 21319
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 22/03/2008 08:10:21
ID : 5069

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo