You are here: home > Tononkira > Ndriana Ramamonjy

MIFANKATIAVA (Ndriana Ramamonjy)

Tamin'ny fo no tena ninoanay
Fa Jesosy no tonga hamonjy anay
Tamin'ny vava no tena nanekenay
Fa ny ràny no nanadio anay

Vavaky ny Tompo (mampiray)
Fanahy izay nomeny (mampiray)
Fanahy, Fitiavana koa ny Ray
Nahoana lahy raha MifankatTsiky dia ampyia
"Mifankatiava hoy ny Tompo,
f'izany no hamantaran'ny olona rehetra,
Fa Mpianatro ianareo"

Tsy iray finoana, f'iray ao Aminao
Tsy iray fihaviana,f'iray an-dapanao
Tsy iray fiteny, fa samy henoinao
Tsy iray fihodirana,fa samy zanakao.

Vavaky ny Tompo...!

Mpihira : Ndriana Ramamonjy
Mpamaky : 15683
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : hasinafiantefa
Tamin'ny : 22/04/2015 09:21:33
ID : 7410

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo