You are here: home > Tononkira > Ndriana Ramamonjy

Fa Kristy no antony ahavelomako (Ndriana Ramamonjy)

Fa Kristy no antony ahavelomako
Ka ny fahafatesana no ahazoako tombony
Raha amin’izao fianana izao
No anantenako azy dia mahatra indrindra aho

Fa na diaTsiky dia ampy levona aza ny nofoko sy ny foko
Dia mbola vatolampy ny foko sy anjarako
Anjarako mandrakizay Ianao Andriamanitro
Fa mamiko ny eo anilanao
                                Nanou&Lalaina

Mpihira : Ndriana Ramamonjy
Mpamaky : 13003
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 31/03/2008 10:20:14
ID : 5109

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo