You are here: home > Tononkira > Ndriana Ramamonjy

Aviavy (Ndriana Ramamonjy)

Fa na dia tsy mamontsina aza ny aviavy,
Ary tsisy voany ny voaloboka,
Na dia mahadiso fanantenana ny oliva
Ary tsy mamokatra hohanina ny sahy,
Na dia vonoina aza ny ondry ao am-bala,
Ary tsisy omby ao am-pahitononkira.serasera.orgtra,
Nefa izaho dia mbola hifaly amin'i Jehovah
Sy hiravo amin'Andriamanitra.

Ianao Jehovah re no tanjako,
Ary manao ny tongotro ho toy ny an'ny dieravavy
Mampandeha ahy any amin'ny havoana koa
Mampandeha ahy any amin'ny havoana koa.

Mpihira : Ndriana Ramamonjy
Mpamaky : 155
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : nalliravahatriniarivo
Tamin'ny : 20/05/2022 14:11:00
ID : 14236

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo