You are here: home > Tononkira > MIRAY FIDERANA

ZANDRY KELY(EKIPA FOOTBALL MANGAMILA) (MIRAY FIDERANA)

https://tononkira.serasera.org/hira/miray-fiderana/zandry-kelyekipa-football-mangamila-1

Zahay zandry kely no manoloana izao,
Midera Anao ry Tompo fa maminay Ianao.
Derainay Ianao amin'ny fo madio;
sy amin'ny fifaliana tokoa.

    1. Derainay Ianao,hobianay tokoa
     Asandratray Ianao,fa tianay tokoa.
tononkira.serasera.org
       INSTRUMENTAL

Zahay zandry kely no manoloana izao,
Midera Anao ry Tompo fa maminay Ianao.
Derainay Ianao amin'ny fo madio;
sy amin'ny fifaliana tokoa.

    2. Avia ry sakaiza, avia ianao;
    aza mirenireny fa JESOA no miantso anao.

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : MIRAY FIDERANA
Mpamaky : 571
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : fitiavana17
Tamin'ny : 29/10/2017 16:59:04
ID : 10098

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo