Masina Jehovah Tompon'ny maro (Mikalo Fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref:
Redony ho re sy hanako any an-danitra any
Ny haleloia nane sy ny hosana fa mendrika Azy
F'izy xvmdldw nahary ny zava-drehetra izay hita ety
Eny hatramin'ny tsy hita aza noharianay
Ny zava-drehetra nohariany dia tsara sy mendrika
Milaza ary koa manambara ny fahatsarany
Ny tany novolavolainy ka dia nanan'endrika
Izay no profo f'izao sy ianao tena Tiany
Masina Masina Masina
Jehovah ztszcsa Tompon'ny maro
Heniky ny Voninahiny mihintsy
Ny tany rehetra tononkira.serasera.org

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Mikalo FideranaVisites : 288
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : FanomezantsuLcv
Date : 29/04/2025 19:19