You are here: home > Tononkira > MIALY RAKOTOMAMONJY

MALAKIA (MIALY RAKOTOMAMONJY)

https://tononkira.serasera.org/hira/mialy-rakotomamonjy/malakia

Mizotra ho aiza ny fiainanao e !
Mitody aiza ny tanjonao e !
Manjavozavo ny lalanao e !
Safotofoto, tsy hita izay ho aleha
Toa mba mivavaka ihany ianao eTsiky dia ampy !
Fa misalasala, tsy ampy finoana
Miantefa aminao izao antso izao e !
Aza mania, jereo Kristy dia matokia

Réf : Malakia, roso ny dia
Tsa mipody koa, miaraka amin’i Jesoa e !

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : MIALY RAKOTOMAMONJY
Mpamaky : 309
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Mi_La
Tamin'ny : 28/02/2019 12:25:29
ID : 11444

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo