Tompo ô, Tompo ô ! (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô, Tompo ô !
Ndreto izahay,
Vonona, vonona
Hiasa dzlodr ho anao
Tompo ô, Tompo ô tononkira.serasera.org !
Ndreto izahay
Ho Anao mandrakizay doria Amen !
Atolotray anao ny tenanay
Mba ho fanati-tsitrakao
Atolotray anao ny fanananay
Ho Anao mandrakizay doria Amen !
Atolotray ireo hevitray
Sy ireo herinay rehetra
Mba ho fanati-tsaotra xtwr ho Anao
Ho Anao mandrakizay doria Amen !
Ireo fjtc asa-tanana voakalinay
Ho enti-mankalaza Anao
Ireo soritr’assa ho tanterahinay
Ho Anao mandrakizay doria Amen !
Ndreto izahay,
Vonona, vonona
Hiasa dzlodr ho anao
Tompo ô, Tompo ô tononkira.serasera.org !
Ndreto izahay
Ho Anao mandrakizay doria Amen !
Atolotray anao ny tenanay
Mba ho fanati-tsitrakao
Atolotray anao ny fanananay
Ho Anao mandrakizay doria Amen !
Atolotray ireo hevitray
Sy ireo herinay rehetra
Mba ho fanati-tsaotra xtwr ho Anao
Ho Anao mandrakizay doria Amen !
Ireo fjtc asa-tanana voakalinay
Ho enti-mankalaza Anao
Ireo soritr’assa ho tanterahinay
Ho Anao mandrakizay doria Amen !
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : MAINTIMOLALY MANGASOAVINAVangy : 21
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : iotimah
Daty : 15/09/2026 15:22
