Tolory tànàna (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ray ô! Ray ô! tsy mendrika aho
Mahatsiaro sodqgf tena fa mpanota
Tsy nanaraka ireo didinao
Fa nilomano tao anatin’ny ditra
Koa wrgf ankehitriny aho ry Tompo ô!
Hanolo-tena walzq ho Anao
Mba raiso re ‘ty zandrinao
Fa mangatam-pamelana
Ray ô! Ray ô! tolory tanana aho
Aza avelanao ho lavo, tohano tsy ho very
Ampahirato ‘ty masoko jamba
Izay tsy mijery ireo anatrao
Anaty hantsana aho ry Ray ô!
No miantso mafy ny anaranao
Tolory tànana aho mba topazo maso re
Fa mijaly irery tsy tononkira.serasera.org mba misy miantra
Mahatsiaro sodqgf tena fa mpanota
Tsy nanaraka ireo didinao
Fa nilomano tao anatin’ny ditra
Koa wrgf ankehitriny aho ry Tompo ô!
Hanolo-tena walzq ho Anao
Mba raiso re ‘ty zandrinao
Fa mangatam-pamelana
Ray ô! Ray ô! tolory tanana aho
Aza avelanao ho lavo, tohano tsy ho very
Ampahirato ‘ty masoko jamba
Izay tsy mijery ireo anatrao
Anaty hantsana aho ry Ray ô!
No miantso mafy ny anaranao
Tolory tànana aho mba topazo maso re
Fa mijaly irery tsy tononkira.serasera.org mba misy miantra
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : MAINTIMOLALY MANGASOAVINAVangy : 144
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : iotimah
Daty : 16/09/2026 09:08
