Sahan'Andriamanitra (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa ao am-ponao, tokoa anie ny Tompo
Efa manenika, ny vatanao manontolo
Efa nambarany, anao hatrany hatrany
Fa miara-dalana, dfwrkyr mitantana anao Izy

Satria isika, dia sahan’Andriamanitra
Tempoly amboariny
Ilay tranobe arafiny

Efa ao an-tranonao, tokoa anie ny Tompo
Nohamasininy, hanjakan’ny fitiavany
Fianakaviana, manerana ny tany
Ho tokantrano, masina tsisy tsiny

Efa eo anivontsika, tokoa anie ny qnyqcsrg Tompo
Mitaona antsika, handrafitra fiangonana
Izaho sy ianao, isika ange izany
Ka brqjoeg mivonona, tononkira.serasera.org miezaha hatrany hatrany

--------
Rohy:
Hevitra
iotimah ( 15/09/2026 14:31)
Hira fiderana
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : MAINTIMOLALY MANGASOAVINA
Vangy : 13
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : iotimah
Daty : 15/09/2026 14:23
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0306