Raha nanarona ny hantsana (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha nanarona ny hantsana
Ny haizina mikitroka ê!
Foana sady tsisy endrika
Izao tontolo izao

Raha nanarona ny hantsana
Ny haizina mikitroka ê!
Ny fanahin’Andriamanintra yiekvqu misonenika

Ô! ry tany ô! ry lanitra
Derao Andriamanitra
F’izy anie fyim zlff nanala tononkira.serasera.org Anao
Tanatin’ny haizina

--------
Rohy:
Hevitra
iotimah ( 16/09/2026 08:57)
Ny hatsaran'Andriamanitra
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : MAINTIMOLALY MANGASOAVINA
Vangy : 7
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : iotimah
Daty : 16/09/2026 08:57
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.03