Ny tranonao anie ry Tompo (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny tranonao anie ry Tompo
No fonenako mandrakizay
Ny tavanao szlo urreqjbo aza afenina ahy
Satria ianao no tiako indrindra

Tompo ô ! ô !ô !
Mba vonjeo
Ireto o ! o tononkira.serasera.org !o !
Zanakao
Mba omeo fiadanana
Ao an-tranonao
Ao an-tranonao

Mba sitrakao ve ry Ray ô!
Izay ataonay ety an-tany
Ka toroy ny mazava izahay
Tsy mahalala lupy izay atao

--------
Rohy:
Hevitra
iotimah ( 16/09/2026 09:05)
Tompo ô, Ianao no vonjinay
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : MAINTIMOLALY MANGASOAVINA
Vangy : 111
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : iotimah
Daty : 16/09/2026 09:05
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.9595