Izay misy ny fitiavana (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
zgvg ytrbp Izay misy ny fitiavana
Misy an’Andriamanitra
Izay anjakan’ny fitiavana,
Fitiavana
Dia anjak’Andriamanitra
Ny fonao feno quokqi fitiavana,
Fitiavana
Onenan’Andriamanitra

1- I Kristy no namonjy antsika izao
Mifaly, miravoa ao aminy
Ka tononkira.serasera.org andrandrao sy deraoAndriamanitra ô!
Ary isika koa mifankatiava re!

2- I Kristy no mpanjakantsika izao
Mihobia, miderà ao aminy
Ka banjino sy ankalazao Andriamanitra ô!
Ary isika koa miravoa re!

--------
Rohy:
Hevitra
iotimah ( 16/09/2026 10:05)
Andriamanitra dia Fitiavana
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : MAINTIMOLALY MANGASOAVINA
Vangy : 110
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : iotimah
Daty : 16/09/2026 10:04
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.6631