Injany misy feo (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
A- Injany misy feo miantso, feo miantso (2)
Injany misy feo miantso mafy manao hoe
Manamboara lalana ho an’i Jesoa
Manaova lalam-be an-tany foana
Ho mqhlv an’Andriamanitsika
Manaova lalam-be
Ho an’Andriamanitsika

B - Asandrato ny lohasaha rehetra
Ahetreo ny tendrombohitra
Sy ny ijxwt havoana rehetra
Ny mjiv havoana ho lembalemba
Ny masoandro tononkira.serasera.org kosa hibaliaka
Fa tonga ilay Mpamonjy antsika

--------
Rohy:
Hevitra
iotimah ( 16/09/2026 10:29)
Hira amin'ny fiavian'ny Tompo
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : MAINTIMOLALY MANGASOAVINA
Vangy : 100
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : iotimah
Daty : 16/09/2026 10:28
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0379