Indro miantso (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
yuojy Indro miantso anao ny Mpamonjy
Mpamonjy be fitia tokoa
Miantso hmpabtq anao hiasa hitory
Ny famonjena izao
Tompo ô ! Mpanjakanay
Dera laza tononkira.serasera.org vfcyvez anie (ho Anao)
Ho Anao ry Tompo tia
Mandrakizay doria doria
Tonga hitaona anao ny Mpamonjy
Mpamonjy be fitia tokoa
Mba hanao ny sitrapony
Ny famonjena izao
Mpamonjy be fitia tokoa
Miantso hmpabtq anao hiasa hitory
Ny famonjena izao
Tompo ô ! Mpanjakanay
Dera laza tononkira.serasera.org vfcyvez anie (ho Anao)
Ho Anao ry Tompo tia
Mandrakizay doria doria
Tonga hitaona anao ny Mpamonjy
Mpamonjy be fitia tokoa
Mba hanao ny sitrapony
Ny famonjena izao
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : MAINTIMOLALY MANGASOAVINAVangy : 10
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : iotimah
Daty : 15/09/2026 15:03
